Entry | sady taviny no volony | |
Elementary words | tavy ; tavy ; volo | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona manana ny toetra soa rehetra, ohatra -- raha olona halaina ho vady no resahina -- sady mpanankarena no tsara tarehy [1.1] | |
Updated on 2023/06/24 |