Entry sabebaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Teny ilazana endrika sady lehibe no mitapelaka: Sabebaka endrika (fiteny koa ny hoe tabebaka endrika)
Ilazan' ny olona koa ny vehivavy lehibe ny fitombenany mba hanarabiany azy [1.1]

Updated on 2020/07/31