Entry | sabatra | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fiadiana misy lelany lava maranitra, izay mahitsy na mivolantsinana mihantsika, fa ny fitanana azy mifaingoka sy fohy. [1.1] | ||||
Explanations in English | A sword [1.7] | ||||
Explanations in French | Sabre [1.8] | ||||
Examples | ny mozika, ny sabatra andrainy sy ny azy, sy ny basiny sy ny akanjo militerany, sy ny akanjom-borozanony, sy ny taratasy fianarany.
[2.48] | ||||
Vocabulary | Military | ||||
Compound words |
| ||||
Updated on 2023/08/11 |