Entry sababaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Lehibe, malalaka loatra tsy mifanentana amin' izay nanaovana azy: Sababaka loatra iny satroka iny ho anao [1.1]
Synonyms sababa

Updated on 2020/07/31