Entry (1/4) | 1 ry |
Part of speech | 2 particule |
Explanations in Malagasy |
3 Kianteny kely: a) atao eo alohan' ny anaran' olona antsoina: Ry Koto a! ento aty ny solomasoko b) atao eo alohan' ny anaran' olona itenenana am-pitiavana: Ry havana, aoka isika hifankatia fa ny maty aza, hono, te ho maro; d) atao eo alohan' ny anaran' olona angatahan-javatra amim-pitalahoana: Ry Tompo ô, mamindrà fo aminay [1.1] |
Explanations in English |
4 used in adressing a person or persons, as: ry hàvana malala, dear friends [1.7] |
Explanations in French |
5 vocative; ex. : ry havana malàla, chers amis [1.8] |
Examples |
6 Eny, ry Neny; [2.470] 7 - Ho olona toa inona re no ho tompon' ny fonao, ry Lala? [2.471] |
Compound words |
|
Titles |
13 Haody, ry Ambohimanga! (Rajaofera Fredy) 14 Ry Fanadinoana (Rakotoson Emeralda) |
Tables and plates |
15 All the particles |
Entry (2/4) | 16 ry |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 Izay ampiasaina raha olona maro no tondroina: Efa tonga ve ry Rakoto mianakavy? ~ Tsy fantatro ny nalehan-dry zalahy [1.1] |
Explanations in English |
19 sign of the plural, as : Tonga ry Rakoto, Rakoto and his companions have come [1.7] |
Explanations in French |
20 part. signe du pluriel; ex. : Tònga ry Rakòto, Rakoto et ses compagnons sont venus [1.8] |
Morphology |
|
Entry (3/4) | 22 ry |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 jereo ray [1.1] |
Entry (4/4) | 25 ry |
Part of speech | 26 pronoun |
Explanations in Malagasy |
27 izy [Taisaka]
[1.78] |
Tables and plates |
28 All the pronouns 29 All the pronouns |
Updated on 2021/01/30 |