Entry | rorana (rora) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Tsipazana rora: Nororan' ilay mpanao fanafody ny fery dia toa maina Atao tsinontsinona, tebahina, fotsifotsina, zimbazimbaina: Nororany ilay mpangalatra dia lasa izy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be spat upon [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Sur qui ou quoi on crache [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |