Entry rohontany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban-tany na fomba irohonan' ny be sy ny maro ka mahatarika izay miara-mitoetra aminy hanaraka izany. (Ohatra: olona zatra ny madio any an-tanàn-dehibe, nefa nony tonga monina any an-tsaha lasa tsy mahavatena manaraka ny rohon-tany) [1.1]

Updated on 2020/07/31