| Entry | 1 rohizana |
| Root | 2 rohy |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Fatorana amin' ny mahazaka: Rohizo io lakana io fa sao lasan' ny rano
9 (omby) Samborina amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na eny amin' ny tongony: Norohizan-dRakoto ny ombiny 10 Tanana, hazonina: Tandremo ny teny atao fa sao rohizan' ny olona amin' ny vavanao ianao [1.1] |
| Explanations in English |
11 to be bound with a cord
[1.7] |
| Explanations in French |
12 qu'on lie
[1.8] |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|