|
|
|
|

Entry 1  rodonina
Root  2 rodona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 (omby na ondry) Roahina indray miaraka daholo
9 (hira) Iarahana mihira daholo: Rodony ny hira "Ry tanindrazanay malala ô [1.1]

Anagrams  10 anondroy, 11 iondrano, rodonina

Updated on 2026/04/20