Entry | roahina (roaka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ambenana ka arahina avy ato aoriana: Efa lasa noroahin' Ikoto any an-tsaha ny omby Atosika handeha hihataka: Roahy any io alika io Terena hiala, esorina: Noroahin' ny mpampianatra Ibalita fa sady tsy mahay no maditra Atao sesitany: Noroahin' ny fanjakana izy fa nahavita heloka bevava [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be driven away, to be expelled [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on chasse; qu'on pousse devant soi; qu'on expulse [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |