|
|
|
|

Entry1  roahina (roaka)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Ambenana ka arahina avy ato aoriana: Efa lasa noroahin' Ikoto any an-tsaha ny omby
4  Atosika handeha hihataka: Roahy any io alika io
5  Terena hiala, esorina: Noroahin' ny mpampianatra Ibalita fa sady tsy mahay no maditra
6  Atao sesitany: Noroahin' ny fanjakana izy fa nahavita heloka bevava [1.1]
Explanations in English  7  to be driven away, to be expelled [1.7]
Explanations in French  8  qu'on chasse; qu'on pousse devant soi; qu'on expulse [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word roahina

Anagrams  14  ahorina, aniraho, haorina, hariaño, haroina, hoarina, iharano, oharina, rihaona, roahina

Updated on 2023/01/20