Entry | 1 rikarikan-taolana (rikarika) |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Biology |
Explanations in Malagasy | 4 Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1] |
Explanations in French | 5 amas d'ossements, squelette [1.3] |
Synonyms | 6 karana |
Updated on 2020/07/31 |