Entry riandriana (riana)
Part of speech noun
Explanations in French Duplicatif [1.3]
Derivatives 

Entry riandriana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vy bontolo, fisapisaka ny tampony, ametrahana ny zavatra hotefena izay kapohina amin' ny maritoa eo amboniny [1.1]
Explanations in English An anvil [1.2, 1.7]
Explanations in French Enclume [1.3, 1.8]
Examples fotsy ny any, fotsy ny aty—dia ny fampohaza sy ny riandriana izay hivelezana ny gadra hamatorana anao. [2.293]
Vocabulary 
Proverbs 

Entry riandriana
Part of speech noun
Explanations in French Arbuste [1.3]
  [Bezanozano] (peut être de riana : cascade, rapide des cours d'eau). Nom d'un arbuste d'après Malzac. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/20