Entry rianana (riana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana mafy: Norianany ny tehamaina ilay zaza niteny ratsy
Katrohina: Riano amin' izao [1.1]
Morphology 
Present : rianana, rianako, riananao, rianany, rianantsika, riananay, riananareo, rianan', rianan-, rianam-, riana-
Past : norianana, norianako, noriananao, norianany, norianantsika, noriananay, noriananareo, norianan', norianan-, norianam-, noriana-
Future : horianana, horianako, horiananao, horianany, horianantsika, horiananay, horiananareo, horianan', horianan-, horianam-, horiana-
Imperative : riano
Phytonyms 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05