Entry | ria | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Fandehanan' ny rano izay mafy firiotra; fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano; fandehandehanana etsỳ erỳ amin-kafaliana. [1.1] | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Synonyms | riaria | |||||||||
Compound words |
| |||||||||
Toponyms |
| |||||||||
Anagrams | arỳ, ira, ray, ria |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |