|
|
|
|

Entry1  resaka mandany labozia
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] resadresa-poana fa tsy araka izay tokony ho izy ka mandany fotoana fotsiny
Elementary words  4  resaka, mandany, labozia

Updated on 2024/12/07