Entry | 1 resahina (resaka) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 atao resaka 4 tenenina, lazaina [1.1] |
Explanations in English |
5 to be talked about [1.7] |
Explanations in French |
6 ce dont on cause ; celui à qui l’on parle [1.3] 7 dont on parle [1.8] |
Examples |
8 Inona no resahin-dRakoto sy Rabe teto? [1.1] 9 Noresahinao taminy angaha ilay zavatra [1.1] 10 Inona no resahinareo ? (De quoi causez-vous ?) [1.3] 11 Aza resahinao amin’ olona izany (Ne parlez à personne de cela) [1.3] |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word resahina |
Updated on 2023/01/20 |