Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Toponymy
Plates and Tables
Changes
|
|
|
|
Entry
resa
dre
saka
(
re
saka
)
Part of speech
noun
Explanations in French
Petit entretien, jaserie
[
1.3
]
Conversation
[
1.13
]
Examples
1
Resadresaka
sy fihomehimehezana kely no avaliny an' izany.
[
2.470
]
2
Rehefa tapitra ny
resadresaka
, dia niara-nisakafo izy efa-dahy.
[
2.69
]
3
Nahafinaritra tokoa ny adi-hevitra amana
resadresaka
nandritra ilay fihaonana.
[
2.356
]
Derivatives
relative verb :
iresadresahana
noun :
firesadresahana
Titles
Resadresaka tsotra amin' ny teny Malagasy sy Rosiana
Updated on 2023/08/12