|
|
|
|

Entry1  renitantely
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: invertebrates
Explanations in French  4  Abeilles [1.3]
5  Abeille [1.5, 1.13]
Examples  6  Nitangorona tamiko tahaka ny renitantely izy ireo [2.996]
7  Nisamonimonina toy renitantely, ilay faniriana hahalalany ny momba ny misionera katolika, izay tany Ambositra. [2.270]
Other spellings  8  renintantely
Elementary words  9  reny, tantely
Proverbs  10  Proverbs containing the word renitantely

Updated on 2023/06/12