Entry relijiozy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lehilahy na vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra, ao anatin' ny Fikambanana iray, mba hanasoa namana, hampianatra... ka manao voady telo: manokan-tena tsy hanambady mandra-pahafaty, tsy mitana vola manokana ho an' ny tena ary manaiky ny lehibe (Fiv. kat) [1.1]
Vocabulary 
Origin French: religieux.

Updated on 2020/07/31