Entry | rehoka | ||||||||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Zavatra maditidity avoaka avy any an-tenda, indrindra raha marary voan' ny kohaka:
Tokony hangonina amin' ny tavy kely ny rehoky ny marary. Ny fitronan' ny omby resy an' ady na ny omby vonoina ka efa voakenda. [1.1] | ||||||||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |