|
|
|
|

Entry (1/2)1 rehareha
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana... ananana: Reharehan' olona re izany! mba manana fiarakodia izy ka dia mianjonanjona erỳ.
4Zavatra na olona mahatonga hanana hambo: Ianareo miaramila nandresy no reharehan' ny firenena.. [1.1]
Explanations in English  5pride, boasting. [1.7]
Explanations in French  6orgueil. [1.3, 1.8]
7fierté, ostentation, hauteur, affectation, vanité, mépris, dédain. [1.3]
8vantardise. [1.8]
Examples  9 Izany dia ho tabina sy rehareha tokoa ho anareo. [2.649#]
10 Izay voninahitra sy rehareha, Dia hafa tarehy tsy very mandeha. [1.437#]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Vocabulary  20 Emotions
All compound words  21tabiha sy rehareha

Entry (2/2)22 rehareha
Part of speech  23 noun
Explanations in Malagasy  24Karazan-kazo (Colea); misy reharehalahy (Colea floribunda), ary reharehavavy (Colea). [1.1]
Explanations in French  25arbre. [1.3]
26(de rehareha : morgue, attitude hautaine action de se prévaloir de sa supériorité). L'arbre est monocaule, nom ramifié, ou peu ramifié, et les fruits comestibles poussent sur le tronc, bien en évidence ; ce qui apparaît comme une sorte de défi. Ophiocolea floribunda (Bojer ex Lindl.) H. Perrier (Bignoniaceae). Fruit acidulé, de saveur agréable. Riche en acide ascorbique.. [Sakalava, Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulary  27 Botany
Analogs  28 reharehalahy, 29 reharehavavy
All compound words  302 combinations of this word
Scientific name 

Anagrams  31 herahera, 32 rehareha

Updated on 2025/10/08