Entry 1/2 refarefa (refa)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mitaritarika amin' ny tany [1.1]
Derivatives 

Entry 2/2 refarefa (refa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra lava miramborambo ka mitaritarika amin' ny tany, ny zavatra mitarozaka ela loatra, ny masoandro madiva hilentika, ny olona mitaredretra [1.1]

Updated on 2021/07/31