|
|
|
|

Entry 1  rebirebena
Root  2 rebireby
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tarihina mba hivilivily lalana fa tsy handeha amin' ny tokony ho izy: Aza rebirebena amin' ny tantara vala maty aho fa aoka aloha hiasa
9 Adalaina, kolikolena, fitahina, amin' ny hevitra manodoka: Norebireben' ilay tovolahy tamin' ny fitiavana ny zanany vavy ka tsy nahavita fianarana [1.1]
Synonyms  10 arebireby

Updated on 2026/04/22