Entry rebaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Noana, lanaka, tsy maharay tena noho ny harerahana [1.1]
Derivatives 
 

Entry rebaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihaingoana, firaratana amin' ny akanjo malalaka mikobankobana sy mirefarefa [1.1]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry rebaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Maty [1.78]
  [Tanosy] Simba; rava [1.78]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31