Entry razoky (ra-, zoky)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zokin' ny tena [1.1]
Explanations in English Elder brother or sister (term of respect) [1.7]
Explanations in French Frère ou soeur aîné (terme respectueux) [1.8]
Examples Razoky va no manitra voan-kazo?
sa Razandry no manitra ravin-kazo?
no dia manitra Andriana ny trano
tsy Razoky no manitra voan-kazo
tsy Razandry no manitra ravin-kazo
fa ny fitia havana no be
[2.131]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31