Entry | Razafiniaina Charlotte | |
Part of speech | name (anthroponym) | |
Explanations in Malagasy | Charlotte Razafiniaina, teraka tamin'ny 1894, dia mpanoratra fanta-daza tamin'ireo diam-peniny maro be tsy tambo isaina nisahana sampana maro: poezia, tononkalo, teatra, fa indrindra hainteny sy tantara foronina. Ny azo lazaina ho toetra mampiavaka ny soratr'i Charlotte Razafiniaina dia ny fitanana ny nentin-dRazana - tsy fitanana fe fitanana fotsiny fa tena fifikirana mihitsy [2.314] | |
Vocabulary | History: individuals ~ Literature: authors | |
Elementary words | Razafiniaina, Charlotte | |
Literary works | Eva malagasy Lamby nefa tsy rota 1958 Mongon' entana tsy zanaky ny heriny Ny fiaraha-monina 1951/03/02 Ny rivotra an-kadilanana 1938/09/16 Ny tantaran' ilay savomanitra 1909 Ny tiana tsy mba zaraina 1909 Rota sy Naomy 1917 Sahondran' i Mamolakazo Zahatra arendrintompo | |
Updated on 2023/01/01 |
![]() |