|
|
|
|

Entry1  Razafiniaina Charlotte
Elementary words  2  Razafiniaina, Charlotte
Part of speech  3  name (anthroponym)
Vocabulary  4  History: individuals
5  Literature: authors
Explanations in Malagasy  6  Charlotte Razafiniaina, teraka tamin'ny 1894, dia mpanoratra fanta-daza tamin'ireo diam-peniny maro be tsy tambo isaina nisahana sampana maro: poezia, tononkalo, teatra, fa indrindra hainteny sy tantara foronina. Ny azo lazaina ho toetra mampiavaka ny soratr'i Charlotte Razafiniaina dia ny fitanana ny nentin-dRazana - tsy fitanana fe fitanana fotsiny fa tena fifikirana mihitsy [2.314]
Literary works  7  Eva malagasy
8  Mongon' entana tsy zanaky ny heriny
9  Sahondran' i Mamolakazo
10  Zahatra arendrintompo
11  1909 Ny tantaran' ilay savomanitra
12  1909 Ny tiana tsy mba zaraina
13  1917 Rota sy Naomy
14  1938/09/16 Ny rivotra an-kadilanana
15  1951/03/02 Ny fiaraha-monina
16  1958 Lamby nefa tsy rota : Tranainy nefa tsy simba
Tables and plates  17  Full list

Updated on 2023/11/20