|
|
|
|

Entry 1  raviravezana
Root  2 raviravy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza izay asiana zavatra mikirazorazo eo amboniny: Noraviravezana sabatra ny lohany ka tsy nahita tory izy na dia indray mipy maso aza
9 Enti-milaza ny olona tiana hotaomina, amin' ny fampisehoana vola aminy [1.1]

Updated on 2026/02/04