Entry ravindamba
Elementary words ravina ; lamba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lamba jerena amin' ny maha-fitambaran' ny kofehy -- tenany sy fahany -- mifampidipiditra: Aleo mividy ravindamba dia mampanjaitra izany ho akanjo, toy izay mividy akanjo efa vita [1.1]
Explanations in English Piece goods [1.7]
Explanations in French Pièce de tissus [1.8]
Examples 
1Raha tsy ireo olomahay ireo dia tsy ho nisy, na ny jiro manazava antsika amin' ny alina na ny ravindamba maro dia maro anaovan-tsika fitafiana. [2.332]
2Afa-tsy ny fitafiana izay matetika mbola ravindamba vita teto an-toerana ihany koa, dia vokatry ny tany avokoa ireo rehetra ireo, ka vola tsy hivoaka an'i Madagasikara ny vo)a nividianana azy. [2.503]

Updated on 2023/07/13