|
|
|
|

Entry1  raozy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: flower
Explanations in Malagasy  4  Karazam-boninkazo mahafinaritra mihorona boribory ny felany ary misy fotsy, mena, mavokely, ny lokony, fa ny tahony no misy tsilotsilony [1.1]
Explanations in English  5  the rose flower [1.2]
6  a rose [1.7]
Explanations in French  7  rose [1.8]
8  (du français : rose). Nom du rosier : Rosa sp. hydride (Rosaceae). Pour la fleur on dit plutôt : vonin-draozy. Cultivé dans de nombreux jardins de la région centrale. [Merina] [1.196]
[Betsileo]
Examples  9  Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470]
Phytonyms 
Titles 
Scientific name 
Proverbs  13  Proverbs containing the word raozy

Anagrams  14  azory, raozy

Updated on 2020/07/31