|
|
|
|

Entry 1  raofina
Root  2 raoka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Angonina amin' ny tanana: Raofy ireo tsaramaso ireo
9 Paohina, faohina, atao majifa: Noraofin' ny mpangalatrany lamba rehetra tao an-trano
10 Baboina: Noraofin' ny fanjakana ny fananany
11 Samborina indray miaraka:Noraofin' ny poiisy ireo mpangalatra niafina tao anaty zohy [1.1]
Explanations in English  12 see Raoka [1.2]
13 to be gathered in a mass; to be cropped by cattle (of grass) [1.7]
Explanations in French  14 qu'on ramasse en tas: brouté par les bestiaux; qu'on confisque [1.8]
Examples  15  Amin' ny fotoana anatodizany dia raofina amin' ny sobika ny atody [2.471#46]
Combinations  16  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word raofina
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 anafory, 19 faranio, 20 Faraony, 21 fiorana, 22 iforana, raofina

Updated on 2026/04/21