Entry ranovelona
Elementary words rano ; velona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Metaly ranony ka mihanankanana toy ny menaka ary fampiasa indrindra hanaovana fitaovana fitsapana hafanana [1.1]
Proverbs 

Entry rano velona
Elementary words rano ; velona
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Rano mikoriana; loharano avy any an-kavoana ary miboika ao amin' ny vody tendrombohitra ka mikoriana manondraka ny lohasaha [1.1]
Explanations in English Running water conducted by a channel to another place, artificial irrigation [1.2]

Updated on 2023/01/01