|
|
|
|

Entry1  ranonando
Elementary words  2  rano, ando
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Rano ateraky ny ando vao maraina eny amin' ny tendron' ny ahitra [1.1]
5  rano avy amin' ny fihintsanan' ny ando [1.1]
Explanations in French  6  la rosée [1.3, 1.13]
Examples  7  Misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka [2.470]
8  Lalan-kely no nandehanana, ka nisava ranon' ando hatrany izahay ary nanaitra moka eran' ny lalana [2.472]
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word ranonando

Anagrams  11  anandrono, anondrano, ranonando

Updated on 2023/07/31