Entry rano maria
Elementary words rano ; maria
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana. Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy [1.1]
 [ ranomaria ] Rano mafy [1.13]
Explanations in English Water flowing swiftly [1.2]
Explanations in French [ ranomaria ] Rapide [1.13]
Examples Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany. [2.436]
Synonyms rano mandeha

Anagrams 

Updated on 2023/01/01