|
|
|
|

Entry (1/2)1  ranomafana
Elementary words  2  rano, mafana
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Botany
Explanations in Malagasy  5  Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman' ny olona mararin' ny rohana sy ny aretinkozatra ary ny malemy [1.1]
Explanations in English  6  (rano mafana) Warm water; hot springs
7  fig. anger; a present. [1.2]
Explanations in French  8  (littéralement : « eau chaude »). Nom des eaux thermales. Plusieurs localités portent ce nom. En argot populaire : les alcools les plus forts. [1.196]
Examples  9  Afa-nainy asiany ranomafana any ambany ary tafoany fitaratra, tsy hahafaty azy amin'ny hatsiaka. [2.366]

Entry (2/2)10  Ranomafana
Elementary words  11  rano, mafana
Part of speech  12  name (toponym)
Vocabulary  13  Geography: towns
Examples  14  Tany Ambolo dia ny Zafivoliandro sy ny Zafitaomana no nanjaka tao Enaniliha, ranomafana sns. [2.508]
Tables and plates  15  Full list

Anagrams  16  fanamorana, Ranomafana, ranomafana, fanamorana, Ranomafana, ranomafana

Updated on 2023/05/28