Entry (1/2) | 1 ranofotsy |
Elementary words | 2 rano, fotsy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Rano monina iray manalaka ka manjopiaka be rehefa tazanina. [1.1] |
Explanations in English |
5 A word for riana 6 In Imerina it means the swollen waters covering the plains during the rainy season. [Provincial] [1.2] |
Explanations in French |
7 une brillante nappe d'eau, au-dessus de laquelle rien ne paraît; se dit des rizières inondées [1.3] |
Examples |
8 Tahaky ny ranofotsy no fitsinjovana azy, kanjo tsy rano tsy akory, fa ny fahamasinana amy ny fanjambana amy ny Kelimalaza: [2.48] |
Entry (2/2) | 9 Ranofotsy |
Elementary words | 10 rano, fotsy |
Part of speech | 11 name (toponym) |
Vocabulary |
12 Geography: towns |
Tables and plates |
13 Full list |
Anagrams | 14 Ranofotsy, ranofotsy, Ranofotsy, ranofotsy |
Updated on 2023/05/28 |