Entry |
ranofotsiny
|
Elementary words | rano ; fotsiny |
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Tsy misy afa-tsy ... ihany, izy rehetra, avokoa, daholo, hatrany hatrany, manontolo: Ny tenaben' ilay tendrombohitra: vato ranofotsiny [1.1]
|
Explanations in English | Only, just, exclusively [1.7]
|
Explanations in French | Seulement, uniquement [1.8]
|
Examples |
1 | fiadiana tranainy harafesina ranofotsiny!
[2.471]
|
2 | Tanim-pokonolon' I Marovato izy io, ary voanio ranofotsiny no nambolen' ny olona teo.
[2.472]
|
|
Compound words |
|
|