Entry rano dikain' ny zinga
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fomba tsy manaraka ny ambaratongam-pitondrana raha misy zavatra angatahina, fa avy hatrany dia any amin' ny manam-pahefana ambony [1.1]
Elementary words rano ; dikaina ; zinga

Updated on 2023/01/01