Entry rangitana (rangitra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao izay hampaharanitra azy: Rangito ity antsy ity [1.1]
Explanations in English To be sharpened, to be made pointed. [1.2]
Examples ary dia no rangitana ny loha ny rova natao maranitra, ary dia lanimena nitotoan'azy, dia natao mafy [2.48]
Morphology 
Present : rangitana, rangitako, rangitanao, rangitany, rangitantsika, rangitanay, rangitanareo, rangitan', rangitan-, rangitam-, rangita-
Past : norangitana, norangitako, norangitanao, norangitany, norangitantsika, norangitanay, norangitanareo, norangitan', norangitan-, norangitam-, norangita-
Future : horangitana, horangitako, horangitanao, horangitany, horangitantsika, horangitanay, horangitanareo, horangitan', horangitan-, horangitam-, horangita-
Imperative : rangito

Entry rangitana
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] forana [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20