Entry | ramangorona (ra-, horona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Zavamaniry madinika izay raha vao voatohina dia mihorona [1.1] | |
Vocabulary | Botany: grass | |
Entry | ramangorona (ra-, horona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Biby be misambotra ary mandentika any anaty rano araka ny voalazan' ny angano [1.1] | |
Explanations in English | A mythical person. [1.2] | |
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |