|
|
|
|

Entry1  rakofana (rakotra)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Asiana zavatra eo ambony mba tsy hahitana azy na hiarovana azy amin' ny hatsiaka...: Rakofy io zaza io sao mangatsiaka [1.1]
Explanations in English  4  See Rakotra [1.2]
5  To be covered [1.7]
Explanations in French  6  Qu'on couvre [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  fanakora, fanaroka, fanoraka, karofana, rakofana

Updated on 2023/01/20