Entry raikitelo (raikitra, telo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lalan-kevitra entina mikajy halavana, isa, vidin-javatra, miainga avy amin-javatra roa efa fantatra. Ohatra: Ariary 24 no vidin' ny temitra 3m; ohatrinona no vidin' ny temitra 14m ? [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31