|
|
|
|

Entry1  raikipohy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanafohezana amin' ny teny fohy na hentitra ny andinindinin' ny fikajiana halavana... ohatra ny halavan' ny manodidina ny faribolana dia voalazan' ny raikipohy amin' ny teny frantsay hoe 2πR
4  [1.13] sora-pohy itadidiana zavatra
Explanations in French  5  [1.13] formule
Elementary words  6  raikitra, fohy
Compound words 

Updated on 2024/12/07