|
|
|
|

Entry (1/2)1  rahonana (rahona)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Tenenina mafy, fa nisy ratsy nataony; levilevena: Nandrairay zavatr' olona Ikoto ka norahonan-drainy mafy [1.1]
Explanations in English  4  to be threatened [1.2]
Explanations in French  5  Qu’on menace [1.3#499]
Examples  6  Tsy terena tsy vozonina izy no nilaza, ary tsy rahonana. [2.587#]
7  rahonana amin'izay izy, dia mibaboka sy manaiky lembenana. [2.298#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  rahonana (rahona)
Part of speech  13  passive verb
Explanations in English  14  to be overlaid with gold, silver, etc. [1.2]

Anagrams  15  hanarano, rahonana

Updated on 2023/02/15