Entry rahateo
Elementary words raha ; teo
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Mitovy hevitra amin' ny hoe "efa" sady fampiasa mifamaly aminy matetika: Efa tonga rahateo izy ka tsy ilaina hantsoina [1.1]
Explanations in English Already [1.2, 1.7]
 Heretofore, beforehand [1.2]
 In advance [1.7]
Explanations in French Déjà [1.3, 1.8]
 Auparavant [1.3]
 à l'avance [1.3]
 D'avance [1.8]
Examples 
1Tao rahateo koa no nihinanana. [2.472]
2Ny fahoriam-piainana manaikitra rahateo. [2.470]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/12/01