Entry raha efa
Elementary words raha ; efa
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Indraindray dia tsy maintsy sarahina ny teny roa nikambana "rahefa", raha toa ka manan-kevitra hoe "vita" ny "efa" ka ampiasaina ho solo-matoanteny: Raha efa izany dia nitsangana izy nikabary [1.1]

Updated on 2023/03/27