|
|
|
|

Entry 1  rafotsy
Elementary words  2 ra-, 3 fotsy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Teny iantsoana ny vehivavy efa zokinjokiny, efa fotsy na manomboka ho fotsy ny volony, ka ampiasaina hoenti-milaza azy, na raha miteny aminy: Vao nahazo vola Rafotsy, dia lasa ~ Aoka re, Rafotsy, hoy ireo tanora mpananihany, fa efa tofoky ny anatrao izahay [1.1]
Explanations in English  6 an appellation of respect in addressing a woman. [1.2]
7 an elderly woman (with white hair) [1.7]
Explanations in French  8 vieille femme (aux cheveux blancs) [1.8]
Examples  9  Nanatona azy mianaka toa olon-kafa rafotsy Rasoa ka niteny tamim-peo fenofeno hoe: [2.470#181]
Vocabulary  10  Forms of Address
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  12 faritso, 13 fitrosa, 14 fositra, rafotsy, 15 ratsy fo, 16 sifotra, 17 Tryfosa, 18 tsirofa

Updated on 2026/07/17