Entry rafaralahy
Elementary words rafara ; lahy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka lahy zandriny indrindra amin' ny nateraka [1.1]
Explanations in English The name given to the last-born male in a family. See Andriamparany [1.2]
Examples Ary nony maty Andriandrantsaimasindreny, dia Rafaralahy indray zandry ny natao hifehy any Vakinankaratra. [2.48]
Vocabulary 
Synonyms randriamparany
Proverbs 

Updated on 2023/11/27