Entry | raba | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fandehandehanana atsỳ sy arỳ tsy misy fieritreretana, tsy misy kitotony; fanaovan-javatra tsy amim-piheverana, kitoatoa [1.1] | |||
Explanations in French | Action d'aller, de marcher, d'agir sans réflexion, sans ordre [1.3] | |||
Derivatives |
| |||
Synonyms | rabaraba | |||
Compound words |
| |||
Updated on 2023/08/12 |
![]() |